Teny iditra | 1 miepoka |
Fototeny | 2 epoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mietry, miletaka noho ny manodidina Tsy mipoitra, tsy mitranga (amin' ity hevitra ity, dia fiteny koa ny hoe manepoka): Niepoka (nanepoka) tany an.trano ny anao lahy, nefa ny olona niandry azy tatỳ |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 ikopeam, miepoka, mipaoke, mipoake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |