| Teny iditra (1/2) | 1 miere |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] mihena: Ny mahia tsa mba miere fa ny vondrake ro mikeokeoka (Ny mahia tsy mba mihena fa ny matavy no latsaka lalina)
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 miere |
| Fototeny | 5 ery |
| Sokajin-teny | 6 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miery [Fitanisana] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/16 |
|