Teny iditra | 1 mierinerina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mipetraka na mihaminkamina eo amin' ny toerana talaky maso |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to occupy a high or conspicuous place |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être éminent, visible de loin |
Fototeny | 6 erinerina |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |