Teny iditra mierotra (erotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina eo am-patoriana: Tsy mahita tory i Naivo fa mierotra izaitsizy ny zokiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mierotra
nierotra
hierotra
mierota
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/19