Teny iditra miesotra (esotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala amin' ny toerana misy na nasiana ny tena, mihataka: Miesora teo ianao fa tsy mahavita na inona na inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To go away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'ôter, s'en aller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miesotra
Ny lasa : niesotra
Ny hoavy : hiesotra
Filaza mandidy : miesora

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20