Teny iditra mietsaka (etsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihetsaka, mikoa, mirodana: Nietsak' ilay oram-be ny lalan-kely mankany aminay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S'ébouler, s'écrouler; fig. accourir en foule, affluer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mietsaka
Ny lasa : nietsaka
Ny hoavy : hietsaka
Filaza mandidy : mietsaha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31