Teny iditra | mieva | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Miavona [1.78] | |
Teny iditra | mieva | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Maditra, mafy loha [1.78] | |
Fivaditsoratra | miave, mieva |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |