|
|
|
|

Teny iditra1  miezaka
Fototeny  2  ezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny miezaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11