|
|
|
|

Teny iditra1  mifaditra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] having the faditra offered for one.
Fototeny  5  faditra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mifaditra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11