Teny iditra (1/2) | 1 mifafa |
Fototeny | 2 fafa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to sweep, to wipe, to clear away. |
Ohatra |
6 Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 mamafa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mifafa io |
Teny iditra (2/2) | 15 mifafà |
Fototeny | 16 fafa |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifafa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fivaditsoratra | 20 afafim, famafy, fiafam, fifama, ifafam, mifafa, mifafà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |