Teny iditra mifafaña
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mitarika anaka (trondro) na manatody (trondro): Mifafaña ny foñe amin'ny sakave (mitarik'anaka ny fony amin'ny lohataona) N.B.: Masiaka ny trondro rehefa mifafaña [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31