|
|
|
|

Teny iditra1  mifafaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] mitarika anaka (trondro) na manatody (trondro): Mifafaña ny foñe amin'ny sakave (mitarik'anaka ny fony amin'ny lohataona) N.B.: Masiaka ny trondro rehefa mifafaña

Fivaditsoratra  4  fanamafy, fiafanam, mifafaña, mifanafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21