|
|
|
|

Teny iditra1  mifafy
Fototeny  2  fafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny varintsika fa aza matahotra i dada ~ Mifafy ny taninketsa
5  Mamely mafy miparitaka: Mifafy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  To have seed sown in, to take, to require: Mifafy vary iray io taninketsa io (That patch of ground requires three bushels of rice to sow it) [1.2]
Ohatra  7  mifafy ny rivo-dririnina ka mampivihivihy ny tsy ampy fitafy, mampikotro-nify ny velona: [2.470]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20