Teny iditra | 1 mifahy |
Fototeny | 2 fahy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] To be fattened, confined |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts |
Ohatra |
7 Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny mifahy io |
Fivaditsoratra | 17 afihim, fiahim, fihamy, hamify, mifahy, mihafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |