Teny iditra | 1 mifako |
Fototeny | 2 fako |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to gather up rubbish. |
Ohatra |
6 Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny mifako io |
Fivaditsoratra | 15 fakoim, famoky, fokaim, mafiko, mifako, mifoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |