Teny iditra (1/2) | 1 mifamatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka |
Fototeny | 4 fatra |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mifamatra |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Sihanaka]
mifanditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |