Teny iditra mifambomba (mbomba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifamihina, mifampisakambina toa mifampiaro amin' ny loza mifamehy
Mitovy hevitra: mifanohana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifambomba
nifambomba
hifambomba

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/19