Teny iditra | 1 mifamely |
Fototeny | 2 vely |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.107, 1.3#442, 823] se battre 6 [1.3#823] se frapper mutuellement |
Ohatra |
7 Misy mifamely toto-hondry ve. [2.332#] 8 Nony vizaka avy eo dia miakatra eo amin' ny ahi-maitso malemy eo an-tanety mifamely diamanga. [1.437#] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |