Teny iditra mifamofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitetika hifamono: Nifamofo mihitsy izy roa lahy
Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Ravao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be engaged, to be married [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être fiancés [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamofo
Ny lasa : nifamofo
Ny hoavy : hifamofo
Filaza mandidy : mifamofoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09