Teny iditra | 1 mifamoivoy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 voivoy |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to go and fro together like city traffic or people at the marketplace |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville |
Ohatra |
11 [2.471] Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany.
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |