|
|
|
|

Teny iditra1  mifamotaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  fotaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10