Teny iditra | 1 mifamotoana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to make a date, to agree on time and place for meeting |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] fixer un rendez-vous |
Ohatra |
6 [2.470] mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. |
Fototeny | 7 fotoana |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mifamotoana io |
Fivaditsoratra | 12 ifamotoanam, mifamotoana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |