Teny iditra | 1 mifampilaza |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] se dire l'un à l'autre: Gaga izy ireo ka nifampilaza hoe (Ils étaient dans l'admiration et se disaient les uns les autres) |
Ohatra |
4 [2.944#] Dia mifampilaza raha misy vaovao! 5 [2.332#45] mifampilaza vaovao, mifanakalo vokatra, manao izay hiraisany tanteraka ny olona rehetra amin' izao tontolo izao. |
Fototeny | 6 laza |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |