Teny iditra mifampiteraka (teraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifampiteraka
mifampiterak'
mifampitera-
nifampiteraka
nifampiterak'
nifampitera-
hifampiteraka
hifampiterak'
hifampitera-
Ohatra mifampiankina ary mifampiteraka ny rafitra mambomba sy ny rafitra hita ao amin' ny asa soratra [Razafiarivony: Harivolana, takila 19]

2017/03/26