Teny iditra mifampitsapa (tsapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifampitsapa
mifampitsapan'
mifampitsapan-
mifampitsapam-
nifampitsapa
nifampitsapan'
nifampitsapan-
nifampitsapam-
hifampitsapa
hifampitsapan'
hifampitsapan-
hifampitsapam-
Ohatra ela nifaneraserana sy nifampitsapan-toetra isika, tsy ilaina ny hiandrasana maharitra indray [Andraina: I Vola, takila 26]

2015/03/18