Teny iditra mifampitsimbina (tsimbina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifampitsimbina
mifampitsimbin-
mifampitsimbim-
mifampitsimbi-
nifampitsimbina
nifampitsimbin-
nifampitsimbim-
nifampitsimbi-
hifampitsimbina
hifampitsimbin-
hifampitsimbim-
hifampitsimbi-
Ohatra Efa fantatro fa tsy mifampitsimbina na ny samy mahantra aza. [Andraina: Mitaraina, takila 98]

2017/03/26