Teny iditra mifampivazavaza
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ao ny mpivady mifampitory mbola mifampivazavaza, ao ny azo namaky trano, ao ny mitaraina very zanaka, ao ny maratra nosakanan' olona teny an-dalambe, ao ny novonoin' olona saka na alika, ao ny nisy nanainga akanjo teny an-tohatohabato, ao ny nokaikerin' ny rafozany fa mamo izy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampivazavaza, mifampivazavazan', mifampivazavazan-, mifampivazavazam-
Ny lasa : nifampivazavaza, nifampivazavazan', nifampivazavazan-, nifampivazavazam-
Ny hoavy : hifampivazavaza, hifampivazavazan', hifampivazavazan-, hifampivazavazam-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20