|
|
|
|

Teny iditra1  mifan~
Sokajin-teny  2  tovona
Fanazavàna teny malagasy  3  Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao ho an' ny matoanteny tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, enti-milaza fifamaliana asa: Mifamangy (mamangy), mifanoratra (manoratra) ~ Isaky ny taom-baovao ihany vao mifanoratra izahay sy Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  the reciprocal causative prefix. It is formed ny inserting if between the i, or m and a, of the mi- and man- forms respectively: manao -> mifanao (to do -> to mutually do); mamonjy -> mifamonjy (to save -> to save one another) [1.2]
5  prefix used to form the reciprocal of man-, mam- verbs as: mifamely, (vely), to strike each other [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  préfixe qui traduit les expressions françaises réciproquement, mutuellement, l'un l'autre, les uns les autres, l'un à l'autre, les uns aux autres, et forment des verbes indiquant la réciprocité [1.107]
7  préfixe indiquant la réciprocité: mamely (battre), mifamely (se battre); manao (faire), mifanao (se faire mutuellement) [1.3]
8  préfixe de la forme réciproque des verbes en man-, man- [1.8]
9  préfixe complexe des verbes réciproques [1.5]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31