Teny iditra mifanadino (hadino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
mifanadino
mifanadinon'
mifanadinon-
mifanadinom-
nifanadino
nifanadinon'
nifanadinon-
nifanadinom-
hifanadino
hifanadinon'
hifanadinon-
hifanadinom-
Ohatra 
1Mifanadino ary samy mihevitra ny tenany. [Rakotozafy: Ratsimba]
2Hafatrafatra sesilany ny hoe: samia manoratra, aza mifanadino. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18