Teny iditra mifanadino (hadino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Mifanadino ary samy mihevitra ny tenany. [2.332]
2Hafatrafatra sesilany ny hoe: samia manoratra, aza mifanadino. [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanadino, mifanadinon', mifanadinon-, mifanadinom-
Ny lasa : nifanadino, nifanadinon', nifanadinon-, nifanadinom-
Ny hoavy : hifanadino, hifanadinon', hifanadinon-, hifanadinom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18