Teny iditra mifanafina (afina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra Tsy mifanafina tsiambaratelo mantsy izy roa , na dia izay manahirana indrindra aza. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 24]
Endriteny 
mifanafina
mifanafina
hifanafina

2017/04/05