Teny iditra mifanahantsahana (sahantsahana (sahana))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sahalahala [1.1]
Ohatra Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02