|
|
|
|

Teny iditra1  mifanahantsahana
Fototeny  2  sahantsahana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sahalahala
Ohatra  5  Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany. [4.27#2013/10/07]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26