Teny iditra mifanala (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay s'arracher réciproquement: Mifanala tsilo (S'arracher réciproquement des piquants) [Abinal 1888]
Endriteny 
mifanala
nifanala
hifanala
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Ary raha efa mby eny, dia hifanala balahazo (tolo-hondry) indray: ka izay mifanala amiko, dia mody resy ka mianjera. [Rahajarizafy: Kabary, takila 91]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17