Teny iditra mifanalavitra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332]
2Mifanalavitra mankaiza anefa isika izao, ataoko ity olona mpiray tanàna? [2.643]
3Rameva no nampiasain' izy ireo nitetezana tanàna maro sady mifanalavitra. [2.117]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanalavitra, mifanalavitr', mifanalavi-
Ny lasa : nifanalavitra, nifanalavitr', nifanalavi-
Ny hoavy : hifanalavitra, hifanalavitr', hifanalavi-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20