Teny iditra mifanamarina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra ny amin' ny 46 taona nanaovana ny Tempoly dia mifanamarina amin' izany koa; [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanamarina, mifanamarin-, mifanamarim-, mifanamari-
Ny lasa : nifanamarina, nifanamarin-, nifanamarim-, nifanamari-
Ny hoavy : hifanamarina, hifanamarin-, hifanamarim-, hifanamari-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20