Teny iditra mifanandrina (handrina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra miady irery manohitra ny Alemana ny Anglisy, herim-po isafatsiroa izany raha heverina ny tsi-fifandanjan' ny hery mifanandrina; [Andraina: Mitaraina, takila 138]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/26