Teny iditra mifanantena (antena (tena))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 50)]
Ohatra Rehefa mifanantena ny olona, dia mifanjana no hiafarany [Rabemolaly: Fary, takila 200]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02