|
|
|
|

Teny iditra1  mifanantitra
Fototeny  2  antitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Samy ho tratran' ny fahanterana avy: Mifanantera amin' ny vady aman-janaka, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to grow old together; to live as long as one another; to live to be old together. [1.2]
Ohatra  6  Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany... [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20