Teny iditra mifanantsafa (antsafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 52)]
Ohatra 
1Mifampiarahaba, dia mifanantsafa hasalamana, dia mifana-dina "vaovao" , dia izay. [Rabemolaly: Fary, takila 217]
2Fahaizany koa ny mifanantsafa amim-pahatsorana toa ny ray aman-dreny sy zanaka amin'ny vahoaka [Rahajarizafy: Kabary, takila 39]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02