Teny iditra | 1 mifanapa-tsinay |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 mifanapaka, tsinay |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] enfants de même mère |
Ohatra |
6 [2.293] Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady.
|
Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |