Teny iditra mifanapa-tsinay (tapaka, tsinay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay enfants de même mère [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Ohatra Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [Rabezandrina: Ikotofetsy]

2012/10/02