|
|
|
|

Teny iditra1  mifanapa-tsinay
Singan-teny  2  mifanapaka, tsinay
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny mpirahalahy na mpirahavavy na mpianadahy iray tampo, iray reny niteraka
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54] enfants de même mère
Ohatra  6  Ny iliny nomeny ny zaodahy sy zaobavy, fa ireo no hazo tapaky ny sampy, fa nifanapa-tsinay tamy ny vady. [2.293]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19