Teny iditra mifanarakaraka (arakaraka (araka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifampitohy tsy misy elanelany: Fety roa mifanarakaraka i Zaza roa mifanarakaraka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifanarakaraka
nifanarakaraka
hifanarakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/19