Teny iditra | 1 mifanaretsaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha maro mitsoriaka etsy sy ery ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy tòa mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to shuttle back and forth past each other |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] se croiser en tous sens |
Ohatra |
6 [2.472] Fiarakodian' ny tafika feno miaramila am-piadiana no hitany mifanaretsaka mandalo azy. |
Fototeny | 7 karetsaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |