|
|
|
|

Teny iditra1  mifanaretsaka
Fototeny  2  karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mandeha maro mitsoriaka etsy sy ery ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy tòa mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to shuttle back and forth past each other
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se croiser en tous sens
Ohatra  7  Fiarakodian' ny tafika feno miaramila am-piadiana no hitany mifanaretsaka mandalo azy. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20