|
|
|
|

Teny iditra1  mifañaro
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mifangaro: Be loatra ny oraña haliña ko mifañaro aby ny fasiña sy ny rihitsa (Avy be ny orana halina ka mifangaro daholo ny fasika sy ny rihitra)

Fivaditsoratra  4 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21