Teny iditra | 1 mifandafatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miady, mifanao andaniny sy ankilany: Nifandafatra tao an-tokotany tao izy roa tonta |
Fototeny | 4 lafatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |