Teny iditra mifandanja (lanja)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto
¶ Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay proportionnel. [Voambolana: Matematika: alijebra] [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho. [Fox: Hainteny, laharana 349]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01