Teny iditra | 1 mifandimby |
Fototeny | 2 dimby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana 5 [1.13] mifampisolo toerana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] se succéder, se remplacer |
Ohatra |
7 Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao [2.471] 8 nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mifandimby io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |